ππππππ ππππππππππππππ : πππππ πππ ππππβππ ππππππ ππππππππ ππππππππ ππ ππππ-ππππππ
Β Β Tsy mbola fantatra mazava izay tena antonyβ fa nametra-pialana tsy ho mpikambana ao amin’ny antoko Anjomara sy Rivo-Baovao (ARB) intsony Andriamatoa Nirina Rakotoarijaona, izay kandida depiote natolotry ny ARB tao amin’ny distrikan’Antananarivo faha-03 tamin’ny fifidianana depiote farany teo.