ππππππ πππ : ππππ πππππππ ππππππππβππ πππππ ππππππππ ππ π ππππππππ-πππππππππ ππππππππ πππ
Β Β Kandida Ben’ny TanΓ na taminβny anarany tenany manokana i NASIRY ALI fony izy nirotsa-kofidina voalohany. Betsaka ireo sakan-tsakana nahazo azy nandritra ny fotoana nitondrasany fa mbola nahavita zavatra maro izy. Toy ny fametrahana jiro lampadaire – cobra maro nandrakotra tanΓ na Antsohihyβ vovon-drano fisotro madio ary ezaka ara-tsosialy tsy voatanβiisa.
Β Β Noho ireo ezaka vitany sy finiavany tehampivoatra tanΓ na Antsohihy dia antoko politika maro nandresy lahatra azy mba hiaraka aminβizy ireo. Manoloana ny zava-misy ankehitriny dia nanaiky ny hiaraka aminβny atoko politika matanjaka ankehitriny izay efa niantso azy ela izy…
Β Β Olona madio fitantanana matoa nahazo fatokisana avy aminβny JIRAMA ka afaka nampiditra ireo jiro lampadaire maro nandrakotra sy nanazava tanΓ na Antsohihy. Madio fitantanana sy azo atokisana matoa tsy nisy mpiasanβny kaominina nigrevy fa tsy nahazo karamaβ madio fitantanana sy akaiky fonβny vahoaka matoa resilahatra ny vahoaka maro, mbola hamerina azy eo aminβny toeranyβ hoy ireo mpomba ity kandida niantso ny vahoaka hifidy laharana faha-04 na πΒ°ππ ππππππ πππ.