a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaπŒπˆπ’π’ π’π€π‹πŽπ”π•π€ πŸπŸŽπŸπŸ’ – π…π€π‘πˆπ“π‘π€ π’πŽπ…πˆπ€

πŒπˆπ’π’ π’π€π‹πŽπ”π•π€ πŸπŸŽπŸπŸ’ – π…π€π‘πˆπ“π‘π€ π’πŽπ…πˆπ€

πŒπˆπ’π’ π’π€π‹πŽπ”π•π€ πŸπŸŽπŸπŸ’ – π…π€π‘πˆπ“π‘π€ π’πŽπ…πˆπ€

Β  Β Fotoana iray nahafahan’ireo vehivavy tato amin’ny faritra Sofia naneho ny fitafy mifanaraka amin’ny kolontsaina Malagasy sy nampahafantana ny vokatra misy sy mampiavaka ny Distrika 07 ary ny fomba fiainana andavan’andro ny vehivavy aty amin’ny tapany avaratry Madagasikara.

Β  Β Ramatoa Julienne Razafiarisoa no nisalotra ny anaram-boninahitra Miss Salouva Madagasikara 2024β€š izy no nahazo lela-vola 01 Tapitrisa sy hisolotena azy ireo ho any Mayotte ; Fiona Razafimahatratra no nahazo PremiΓ¨re Dauphine Miss Salouva Madagasikara 2024 ; Ary Angela no nahazo DeuxiΓ¨me Dauphine Miss Salouva Madagasikara 2024.

Β  Β Nahatsapa ireo lesoka nandritra ny fikarakarana ity lanonana goavana ity ireo mpikarakara izay nitondra teny fialan-tsiny hoan’ny rehetra. Nilaza fa efa misy ny fepetra noraisina momba ireo fanamarihana azo mba ahafahana manatsara ny fifaninana amin’ny fotoana manaraka. Tsy adinon’izy ireo nitondra fisaorana ny mpiara-miasa rehetra sy ireo nanampy tamin’ny hetsika.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment