ππππ & ππππππ πππ ππ : πππ πππ ππ π ππ πππππππππππ πππ ππππβππ πππππππππβπππππππππ
Β Β Tontonsa ny sabotsy 29 Jona 2024 teo ny fifaninana Miss & Mister hoanβny DistrikanβAntsohihy. Tonga maro ny olona nanontrona sy nanohana ireo mpifanina ary nafana sy nahoraka izany tao aminβny Terrain Bruce Antsohihy.
Β Β Nibata fandresena ary nisalotra ny anarana MISS ANTSOHIHY 2024 i Yersinah – MISTER ANTSOHIHY 2024 kosa i Anthonio.
Β Β Ireo nibata fandresena sy nahazo amboara rehetra nandritra iny fifaninana iny no hiatrika fifaninana rezionaly MISS & MISTER SOFIA 2024 ary izay tafavoaka eo no handray anjara amin’ny Miss et Mister Γle de Madagascar .