πππππππππ : πππππππππ ππ πππππ πππ ππππ πππππππ πππππππππ πππππππ-ππππππππ π πππππππππ-πππ ππππππ ππ πππβππ πππΓππ
Β Β Miisa 22 ireo kandida efa nanatitra ny antotan-taratasy firotsahan-kofidiana ho Benβny tanΓ na ao aminβny OVEC Mampikony hatreto.
Β Β Miisa 11 ny kaominina mandrafitra ny Distrikanβi Mampikonyβ kaominina 02 (Bekiratsaka sy Mampikony II) tsy mbola nisy kandida nanatitra antotan-taratasy firotsahan-kofidiana hatreto.
Β Β Mitohy ary hifarana rahampitso 26 Septambra 2024 ny fandrasaina antotan-taratasy firotsahan-kofidiana hoanβireo kandida ho Benβny tanΓ na sy mpanolotsaina manerana anβi Madagasikara.