πππππππππ – π ππππππππππ ππ ππππβππ πππππ πππππππππππ
Β Β Vahoaka maro no tonga sy mivahinyβ miatrika fanompoambe ao aminβny Doany Miarinarivo Mahajanga. Fotoana hanatanterahana fomba fanomezam-boninahitraβ fitampoha hoanβireo Efa-dahy manan-kasina Mpanjakanβi Boeny.
Β Β Nialohavanβny fidiovana aminβny ranomasina niraisana tao Antsahabingo izany omaly misandratrβandro. Nisy ny fanapoahana basy sy fombafomba maro mialoha ny hidirana anaty Zomba misy EFA-DAHY MANAN-KASINA.
Β Β Raikitra ny fanompoambe aminβizao tolakandro izao ao Mahajanga renivohitry ny faritra Boeny.