ππππ ππππππππππ : πππππππ ππππ π ππππππππππππ πππ ππππππππππππ
Β Β Nohentina niakatra Antananarivo ny tolakandro ny 10 Aogositra 2024 teo ny Mpanao gazety sady βInfluenceurβ Mickaelys Kamy Ndiamahazoβ hanaovana fanadihadiana ao amin’ny Toby Ratsimandravaβ rehefa voahantso teny aminβny Zandary Toamasina androany maraina.
Β Β Tsy vita ao Toamasina araka izany angamba ny fanadihadiana momba azy ka tsy maintsy nakarina aminβi renivohitry Madagasikaraβ hoy ny mpanara-baovao mametra-panontaniana.
Mpanao gazety sahyβ be mpanaraka an-tambazotran-tserasera izy.