a
FandraisanaVaovaom-paritraπ…πŽππ‰π€ 𝐁𝐄 π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : πŒπˆπˆπ’π€ πŸŽπŸ” πˆπ‘π„πŽ π•πŽπ€π…πŽππ‰π€ πŒπ€π“π˜ π“π€πŽ π€ππ€π“π˜ 𝟎𝟐 π‡π„π‘πˆππ€ππƒπ‘πŽ

π…πŽππ‰π€ 𝐁𝐄 π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : πŒπˆπˆπ’π€ πŸŽπŸ” πˆπ‘π„πŽ π•πŽπ€π…πŽππ‰π€ πŒπ€π“π˜ π“π€πŽ π€ππ€π“π˜ 𝟎𝟐 π‡π„π‘πˆππ€ππƒπ‘πŽ

π…πŽππ‰π€ 𝐁𝐄 π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : πŒπˆπˆπ’π€ πŸŽπŸ” πˆπ‘π„πŽ π•πŽπ€π…πŽππ‰π€ πŒπ€π“π˜ π“π€πŽ π€ππ€π“π˜ 𝟎𝟐 π‡π„π‘πˆππ€ππƒπ‘πŽ

Β  Β Tsy mbola misasaka ny volana Novambra 2024 dia miisa 06 ireo voafonja maty vokatry ny hafanana tafahoatraβ€š miampy ny aretina mitaiza ary tsy fahampian’ny rano ao anaty fonja.

Β  Β Tafakatra 500 maheryβ€š eny hatramin’ny 600 mihitsy ireo voafonja anaty Efitrano kanefa zara raha misy rivotra tafiditra ankoatrany eo amin’ny varavarana. Ny Rano amin’ny vovo izay nataon’ny mpandraharaha efa nisazy tao koa efa miha ritry rehefa volana Oktobra na Novambra tahaka izaoβ€š ny hafanana anefa mamelyβ€š ny rano tsy ampyβ€š ao ireo manana ny aretina mitaiza azyβ€š hoy ny fanazavana voaray.

Β  Β Efa nisy fanapahan-kevitra sy fepetra noraisina anefa mba hisorohana ny fitohizan’izany. Hisy ny famidrana ireo voafonja amin’ny Distrika izay heverina mbola malalakaβ€š toy ny ao Befandrina Avaratra sy Bealanana. Efa misy mpandraharaha manampy amin’ny famatsiana rano isan’andro ao am-ponja ho fitsinjovana ny maha olombelonaβ€š hoy hatrany ny fanazavana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment