π ππ πππππππ ππππππππ ππππβππ βπππΓπ πππππππππβ πππ πππππππππ : πππππππ ππππππππππππ
Β Miisa 77 ireo ankizy voasoratra anarana taminβny fafaninana hidirana ho mpianatra LycΓ©e Technique tao aminβny Distrika Analalava. Mizotra am-pilaminana izany hatreto izay atao aminβny tampon-tanΓ na Analalava mandritra ny 02 andro.
Β Manaramaso ny fizotran’ny fanadinana androany ny Lehiben’ny faripiadidiam-pampianarana Analalavaβ Romuald Amine Andrianantenaina sy ireo mpiaramiasa eo anivon’ny fampianarana ary ireo mpitandro filaminana.
Β Ho sokafina ao Analalava ny lycΓ©e Technique Professionnel raha afa-panadinana avokoa ireto ankizy iretoβ hoy ny Chef CISCO Analalava nitso-drano ireo mpianatra.