π ππππππ πππ ππ : πππππππ π ππ πππππ ππππβππ π ππππππππππ ππ πππππ-πππ πππππππππππ ππ ππ π ππππππππ ππ πππππππ πππππππ
Β Β Nidina an-kianja avy hatrany ireo tompon’andraikitra misahana ny fitsarana fiarakodiaβ ny avy ao aminβny fitaterana an-tanetyβ ny mpitandro filaminana ary ny Talem-paritry ny Tontolo iainana sy fandrosoana lovain-jafy Sofiaβ taoriany dinika sy tafa niarahana taminβny Jeneraly Reribake Jeannot teto Antsohihy renivohitry ny faritra.
Β Β Fanentanana ireo tomponβny fiara manetroka mba hanara-dalΓ naβ ireo fiara manao taingimbeβ ireo fiara tsy manana antotan-taratasy mazava nefa miasa manao fitateram-bahoaka no natao androany. Nisy ny fepetra noraisina aminβireo efa mihoampampana ny fandikan-dalΓ na.
Β Β Mandoto rivotra sady misy fiantraikany ratsy aminβny fiovaovanβny toetrandro ny setroka mainty avoakany fiara koa entanina ny mpampiasa fiara rehetra samy hikarakara ny fiarany fa indrindra ireo manao fitateram-bahoakaβ ho fisorohana ny loza mety hitranga aterakβizanyβ hoy Dr Manantsoa Clermond – Talem-paritry ny Tontolo iainana sy fandrosoana lovain-jafy Sofia izay nidina nanao fanentanana niaraka taminβireo manampahefana.