π ππππππ-ππππππ ππ-ππππππ : πππππππππ ππ πππππβππ ππππππππππ πππ ππππππ ππ πππππππππ
Β Β Misy olona tsy fantatra namorona kaonty βfacebookβ mitovy aminβny anaranβity renim-pianakaviana vadinβny manampahefana ambony ity ary mampiasa ny sariny aminβny fanalam-barakaβ tahaka ny ahitantsika azy aminβny sary βcapture d’Γ©cranβ izao.
Β Β Efa namatreka fitarainana aminβny tompon’andraikitra mahefa momba ity raharaha ity izy ankehitriny ary miantso tolo-tΓ nana sy fanampiana aminβizay afaka manampy azy ihany koa hampitsaharana ny fanalam-baraka misesisesy toy izao.