a
FandraisanaVaovaom-paritraπ„πŒπŒπ€ππ”π„π‹ πŠπ„π‹π˜ : ππŽπƒπ€π‘πŽπ‡πˆπβ€™ππ˜ π‘π„ππ˜ πŠπ„π‹πˆππ˜ πƒπˆπ€ 𝐋𝐀𝐒𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐃𝐄𝐇𝐀

π„πŒπŒπ€ππ”π„π‹ πŠπ„π‹π˜ : ππŽπƒπ€π‘πŽπ‡πˆπβ€™ππ˜ π‘π„ππ˜ πŠπ„π‹πˆππ˜ πƒπˆπ€ 𝐋𝐀𝐒𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐃𝐄𝐇𝐀

π„πŒπŒπ€ππ”π„π‹ πŠπ„π‹π˜ : ππŽπƒπ€π‘πŽπ‡πˆπβ€™ππ˜ π‘π„ππ˜ πŠπ„π‹πˆππ˜ πƒπˆπ€ 𝐋𝐀𝐒𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐃𝐄𝐇𝐀

Β  Β Efa hatramin’ny alakamisy 07 Novambra 2024 teo no niala tao an-tranonyβ€š rehefa nodarohin’ny Reny keliny i Emmanuel kelyβ€š zazalahy 13 taona mipetraka ao Ambalafaminty II Distrika Antsohihy.

Β  Β Tsy mbola niverina hatramin’izao ary sahiran-tsaina ny Raibeny (Dadilahiny) mitety Distrikaβ€š mivezivezy amin’ny tanΓ na maro mitady azy.

Β  Β Mila vonjy amintsika mpiarabelonaβ€š hoan’izay manam-baovao momba io zanakay io dia miangiavy mba hiantso ny laharana +261 34 88 585 26 na hanatitra azy amin’ny manampahefana akaiky azy indrindraβ€š hoy Raibeny – Atoa LEPAPY mipetraka ao Ambalafaminty II.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment