a
FandraisanaFampianarana𝐄𝐃𝐒𝐏 π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : π…π„ππŽ πŸŽπŸ“ π“π€πŽππ€

𝐄𝐃𝐒𝐏 π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : π…π„ππŽ πŸŽπŸ“ π“π€πŽππ€

𝐄𝐃𝐒𝐏 π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : π…π„ππŽ πŸŽπŸ“ π“π€πŽππ€

Β  Β Nomarihina nandritra ny 02 andro teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia ny faha-05 taona ny EDSP (Ecole de Droit et Science Politique) Antenne Antsohihy. Andiany miisa 02β€š maherin’ny 20 no efa navoakany.

Β  Β  Miavaka ny fiarahamoninaβ€š ny firenena misy olona mahay lalΓ na sy manara-dalΓ na ary manomboka amin’izay ny fandrosoana sy ny filaminany. Ilaina ny mianatra lalΓ naβ€š hoy Dr HDR Loulla Chaminahβ€š mpampianatra ao amin’ny EDSP.

Β  Β  Niatrika ny fotoana ny manampahefana ambony ato amin’ny faritra Sofia izay notarihin’ny Sekretera Jeneralin’ny Faritraβ€š tazana nanontrona teto ihany koa ny filohan’ny Oniversite Mahajanga miaraka amin’ireo mpampianatra maro eo anivon’ny Oniversite eto Madagasikara. Atrik’asa famelabelaran-kevitra momba ny maha zava-dehibe ny fahaizanao sy fanajana lalΓ na ao anaty fiarahamonina sy ny firenenaβ€š diabe namakivavy tanΓ na Antsohihy ary nofon-kena mitam-pihavanana no nandravahana ny lanonana nandritra ny 02 andro.

Β  Β  Mandray mpianatra vao afaka bakalorea ny EDSP Antsohihy ary tsy mitsahatra mitombo isan-taona ny mpianatra misafidy ny hanohy fianarany etoβ€š misy ireo avy amin’ny Distrika sy faritra manodidina ny faritra Sofia mianatra ato noho ny fisiany mpampianatra matihanina ao aminy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment