ππ« ππππππππππππππππ πππππππ πππππππ ππππππ : πππππππππ π ππππππππ πππππππ ππππβππ βπ πππππβ πππππππππ ππππππ πππππππππππ ππ ππππβππ ππππππππππ πππππππππ
Β Β Ordinateur portable – Imprimante – Papier – Telephone Itel ary fitaovana maro no natolotry Dr RAKOTONDRAZANDRY Jeannin Nicolas mivadyβ hoanβireo mpianatra Zanaky Mandritsara mandranto fianarana ao aminβny Oniversitenβi Mahajanga izay mivondrona ao aminβny fikambanana FMAATM ( Fikambanananβny Mpianatra Ambaratonga Ambony Terakβi Mandritsara ).
Β Β Hoentina hanalana ny fahasahirananβny mpianatra aminβny fanaovana boky sy fanaovana Β« photocopie des documents Β» ilaina any ampianarana, sns no antony nanomezana ireto fitaovana iretoβ ho fanamaivanana ny vesatra zakainβny Raiamandreny mampiana-janaka ao Mahajanga.
Β Β Tsapako ary tena aiko ny fahasahirananβny Raiamandreny sy ny mpianatra mamita fianarana aty lavitra aty. Tsy misy manana ny ampy fa sambatra kosa izay mifanampy. Aminβny maha zanaka Mandritsara sy zokinβireto tanora mpianatra ireto aho no nanaovanay mivady hetsika ho fitsinjovana azy ireoβ hoy Dr RAKOTONDRAZANDRY Jeannin Nicolas βEnseignant vacataireβ ao aminβny βfacultΓ© des Sciences, UniversitΓ© de Majungaβ. Nisy ny hafatrasy anatra mafonja narahinβny fampianarana no nifampizarana nandritra ny fotoana nihaonana omaly 21 Jona 2024 tao Ambondrona.
Β Β Velom-pisaorana tanteraka ireo mpianatraβ voavaha ny olana ara-pitaovanaβ miandrandra vokatra tsaraβ mba ho reharehanβi Mandritsara izy mivady.