ππππ ππππππππππ/ ππ πππππππππππ : ππππ ππππππ ππππ πππ πππππππππ ππππππ ππππ πππππππ’ππ ππππππππππ
Β Β Efa narahin’ny Polisy akaiky ity jiolahy ity nandritra ny fotoana naharitra. Fantatra fa lehiben’ny mpanendaka izay mampitaraina ny olona eny Analakely sy manonididina izy io.
Β Β Nametrahana vela-pandrika ity faranyβ ka teo am-panendahana mpandalo teny amin’ny pavillon Analakely izy no nosamborin’ny Polisy ny hariva teoβ saingy tsy nanaiky mora i Nirina Kely ary namoaka basy teny aminyβ voatery nitifitra ny Polisyβ ary tsy tana ny ainy noho ny fahaverezan-drΓ be loatraβ araka ny fanazavana.