a
FandraisanaFambolena sy fiompina𝐃𝐑𝐄𝐃𝐃 π’πŽπ…πˆπ€ : ππˆπ“π€π‹π€πŠπŽπ“π‘πŽπŠπŽπ“π‘πŽπŠπ€ 𝐍𝐘 π…π€ππ€πŒπ€π‘πˆπ‡π€ππ€ 𝐍𝐘 π€ππƒπ‘πŽ πˆπ‘π€πˆπ’π€πŒ-ππˆπ‘π„ππ„ππ€ π‡πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐋𝐀 π‡πŽππŠπŽ

𝐃𝐑𝐄𝐃𝐃 π’πŽπ…πˆπ€ : ππˆπ“π€π‹π€πŠπŽπ“π‘πŽπŠπŽπ“π‘πŽπŠπ€ 𝐍𝐘 π…π€ππ€πŒπ€π‘πˆπ‡π€ππ€ 𝐍𝐘 π€ππƒπ‘πŽ πˆπ‘π€πˆπ’π€πŒ-ππˆπ‘π„ππ„ππ€ π‡πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐋𝐀 π‡πŽππŠπŽ

𝐃𝐑𝐄𝐃𝐃 π’πŽπ…πˆπ€ : ππˆπ“π€π‹π€πŠπŽπ“π‘πŽπŠπŽπ“π‘πŽπŠπ€ 𝐍𝐘 π…π€ππ€πŒπ€π‘πˆπ‡π€ππ€ 𝐍𝐘 π€ππƒπ‘πŽ πˆπ‘π€πˆπ’π€πŒ-ππˆπ‘π„ππ„ππ€ π‡πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐋𝐀 π‡πŽππŠπŽ

Β  Β Nandritra ny 02 andro ny fanamarihana ny JIM (JournΓ©e Internationale de Mangrove) na ny andro iraisam-pirenena hoan’ny ala honko tato amin’ny faritra Sofia.

Β  Β Ny fambolena zana-kazo honko 200 sy voan’ny honko 76 000 izay niarahana tamin’ny vahoaka an-jatony tao Ambavan’Andranolava Fokontany Ambalarano Nord Kaominina Ambodimandresy Distrikan’ Antsohihy no nanombohana ny fankalazana ny 25 Jolay 2024 teo.

Β  Β Notohizana tamin’ny hetsika ara-kolotsaina mampiavaka ny faritra Sofia sy fanentanana amin’ny tonkony hiarovana ny ala honko ary vokatra tsara azo avy amin’izany ny hetsika ny 26 Jolay 2024 tao Ambalarano Nord.

Β  Β Tazana nanontrona ny lanonana ny solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Mandritsara nisolontena ny solombavambahoaka namanyβ€š Nitondra teny fisaorana hoan’ny manampahefana sy ireo mpiaramiombon’antoka ary ny vahoaka rehetra niara-nihentana tamin’ny fanamarihana ny hetsika manana ny maha izy azy ity ny Talem-paritry ny tontolo iainana sy fandrosoana lovain-jafy Sofia.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment