πππππππ πππππππ ππππ πππππ : ππππππ ππππππππ ππ πππππππππβππ πππππππ ππππππππ π π πππππππππ ππππβππ ππππππππ πππππππππ
Β Β Tonga niatrika ny fivoarana voalohany fanombohana ny taom-piasanβny solombavambahoaka vaovao izay lany taminβny voka-pifidianana ny 27 Jona 2024 teo i Depiote Soafilira Princia voafidy tao aminβny Distrikanβi Analalava.
Β Β Nambarany fa atao lohalaharana ny famahana ny olΓ nβny vahoaka ifotony ary vonona ny tenany hitondra sy hiady ny tombontsoam-bahoaka eo anivon’ny fahefana mpanatanteraka.
Β Β Tazana niatrika teny koa ny solombavambahoaka voafidy tao Port BergΓ© sy Antsohihy – Mampikony – Befandrina Avaratra – Mandritsara ary Bealananaβ hoanβny faritra Sofia.