πππππππ πππππππ πππππππππ ππ’π ππππππππ : πππ ππππππππ ππ ππππβππ πππππππ ππππ πππππππππππππππππ πππβ ππππππππππ ππ ππππππ
Β Β Vahoaka maro sy ireo Solombavambahoakanβi Madagasikara voafidy tato aminβny faritra Sofiaβ tarihinβny VPAN Soafilira PRINCIA ary ireo manampahefana maroβ tarihinβny Governora Faritra Sofia no tonga nanolotra ofisialy anβAndriamatoa Rabeamina Olivier dit LEKARANY – Solombavambahoaka voafidy tao aminβny Distrikanβi Port BergΓ© ny Sabotsy 07 Septambra 2024 teo.
Β Β Ny fanasoavana ny vahoakanβi Boriziny ary fitadiavana izay mahasoa ny vahoaka sy ny Distrikanβi Port BergΓ© no laharam-pahamehanaβ βPort BergΓ© mandrosoβ no tanjonaβ hiaraka sy hifanome tΓ nana isika rehetra mba hahatanteraka izanyβ hoy Depiote Rabeamina Olivier dit LEKARANY teo anatrehanβny vahoaka maro nifanitsa-kitro.
Β Β Mitambatra ho irayβ hiady ny tombontsoam-bahoakaβ Distrikaβ faritra ary Faritany nifidianana anay izahayβ mpirahalahy sy mpianadahy anβala isika ka izahay tokinareoβ ary ianareo no tokinay koa ndao hiara-hientana aminβny fampandrosoanaβ hoy ny Solombavambahoaka Lefitry ny Antenimierampirenena – Soafilira Princia.