πππππππ ππ πππππππ πππππππππ : πππππππ ππ πππππππππππ ππ π ππ πππππππππ ππππ-πππππππ ππππβππ π πππππππππ ππππ-πππππππππ ππππππ
Β Β Feno fitanilΓ na ny fanendrena olom-panjakana ambony eto aminβny firenena Malagasy izay iraha-mananaβ misy ireo faritany na faritra sasany eto omena tombony aminβny fanendrena Minisitra fa ny sasany tsy mahazo na iray aza ! Tsy mahasoa atsika izany ary misy fiantraikany aminβny firaisankina ny samy Malagasy ka tokony ovainaβ hoy ity Solombavambahoaka voafidy tao Mahajanga I ityβ nanaitra ny rehetra fa indrindra hoanβireo manampahefana manendry mpiasam-panjakana ambony mba hijery sy hametraka fifandanjana isam-paritra na ny miralenta aminβny fanendrena.
Β Β Ity farany moa nitondra teny fiarabana ny filohan’ Antenimierampirenena izay lany sy Praiminisitra Ntsay Christianβ izay mbola voatazona.