ππ ππππππππππ – πππππππππ : ππππππππ ππππ ππ πππππ πππππππππ πππ ππ πππππππππ
Β Β Hatraminβny alahady 01 Septambra 2024 teo no tsy hita sy notadiavina ity Zaza vavy kely vao 08 taona monjaβ monina ao Andamoty fokontany Marovato kaominina Maromandia Distrika Analalava ity.
Β Β Omaly Talata 03 Septambra 2024β nilaza rangahy iray vahiny vao tonga tsy ela ao an-tanΓ na fa mahita toerana misy azy fa tsy ambaratelo ary mila manao fombafomba. Nasain-drangahy nividy siraβ tantelyβ varyβ lamba fotsy sy satroka bory mitovy fanaovanβny olona mandeha mivavaka ireny ny fianakaviana mba homena azyβ hoentina mitady ilay zazakely.
Β Β Β«…Misasakalina ihany izy mivoaka ka tsy mila tara isika maka azy fa ankoatran’izay tsy hita intsony…Β» hoy ity rangahy ity nilaza taminβny fianakaviana sy Lehiben’ny fokontany ao an-tanΓ na.
Β Β Roso ny dia misasakalinaβ miankandrefanaβ niditra anaty ala honko ny lalanβizy ireo ka vata-mangatsikanβilay zazakely mihantom-bozonaβ efa misy fofona sady maratra voaholana no nivantaninβny fianakaviana.
Β Β Rehefa nohadihadiana ity rangahy ity dia nilaza ihany fa izy no nanolana sy namono ity zazakely ity ka niharany hatezeram-bahoaka tao an-tanΓ na ary maty voadaroka.