ππ πππππππππ : πππππ ππ πππ π πππ ππππ ππ ππππππ πππππππππ
Β Β Tokony ho taminβny 10 Ora maraina teoβ androany 11 Oktobra 2024 no may kila firehitra ireto trano miisa 11 tafo ao aminβny kaominina Antsahabe Distrika Antsohihy ireto.
Tsy nisy olona tao an-tranoβ ahina ho nisy nandoro izy ityβ raha ny fanazavana voaray avy any an-toerana.
Β Β Tsy nisy aina nafoyβ potika tsy nisy azo noraisina ny entana rehetra tao anaty trano.