ππππ πππππππ : πππππβπ πππ ππ π πππππ ππ ππππ ππππππ πππππππππ ππ πππππ
Β Β Nilaza tao aminβny pejiny i BIG MJ mpihira Malagasy fantatra aminβny solonβanarana lehilahy manambola fa nafariny avy Ambanivohitra i Tatie Arlette ary nomeny finday sy vola bazary mandritra 05 taona mba hanatanterahana ny nofinofiny.
Β Β Tsy vaovao amiko ilay manatanteraka ny nofinofinβolonaβ mahereza izay manana nofinofiny fa mbola ho tanteraka indray andro anyβ hoy Big MJ .