πππππππππ : ππππππππ ππππ π πππ ππππππππ-ππππππβ ππππππ ππ ππππππ ππππ πππ πππππππππππππ
Β Β Tsy fantatra mazava izay nanjo ity tovolahy tsy fantam-pihaviana ityβ olona nikasa hanao jangoany moron-drano no nahita azy nihantom-bozonaβ efa tsy nisy aina tao Tsaramandroso CU Antsohihy no nahitana izany androany tolakandro ny 10 Oktobra 2024.
Β Β Vory maro ny fokonolona tao an-tanΓ naβ niandry fahatongavanβny mpitandro filaminana sy mpitsabo hanao fitsirihanaβ ahafahana mampidina ny Razana sy mamantatra ny momba azy.
Β Β Ahiana ho namono tena izy ity raha ny tombana nataonβny fokonolona fa arahintsika eto ny mety ho tohiny.