πππππππππ : ππππ-ππππππ πππππππππ – πππππππππππ πππππ-ππππππ ππ πππππππ
Β Β Raikitra ny gidragidra tao aminβny parkazy Antsohihy androany maraina ny 05 Septambra 2024. Tsy nanaiky handeha ireo mpamily raha tsy manefa saran-dalana 70 000Ar ny mpandeha.
Β Β 60 000Ar anefa izany (Antsohihy – Antananarivo) teo alohaβ fa niakatra tampoka rehefa avy ny orana omaly. 55 000Ar ny saran-dalana avy any (Antananarivo – Antsohihy).
Β Β Voalaza fa betsaka ny olona mandeha ka tsy maharaka ny fiara dia voatery mampakatra saran-dalana ireo mpamily. Nidina ifotonyβ nandamina ny raharaha ny ATT Sofiaβ tompon’andraikitra misahana ny fitaterana an-tanety rehefa nandre ny fitaraignam-bahoaka momba ity raharaha ity.
Β Β Niravona ny disadisa nisyβ naverina ny vola 10 000Ar izay efa lasaβ mpamily iray nidingindrambo sy namalivaly tsy nanisy fotony ireo tompon’andraikitra nandraisana fepetra.
Β Β Miverina ho 60 000Ar araka izany ny saran-dalana Antsohihy – TANAβ 55 000Ar kosa TANA – Antsohihy.