πππππππππ : ππππππ ππ π πππππππ πππππ πππππ ππ πππππππππ ππππππππ
Β Β Niala any Mahajanga androany 28 Aogositra 2024 ny milina 1000KW izay nafarina mba hamahana olΓ nβny Delestazy eto Antsohihy araka ny toromarika nomenβny Solombavambahoaka Hyacinthe Befeno Todimanana sy ny Governora Faritra Sofia izay tsy nitsahatra nitady vahaolana.
Β Β Ny JIRAMA no hitantana ity milina izay ho tonga ityβ mifanampy kosa izy sy FIRST ΓNERGIE aminβny famenoana ny filΓ na takianβny vahoaka eto Antsohihy (1300KW) ho famahana ny olΓ na.
Β Β Ny tsy fahombiazanβny FIRST ΓNERGIE izay tsy mahita vahaolana maharitra no anisany antony fanapahan-kevitra noraisina araka ny fanazavana.