πππππππππ : ππππ ππππππ ππππ πππππππ π ππππ ππππππ ππ’π ππππππππ
Β Β Mitohy ny hetsika ataonβny Zandary izay tarihinβny lefitry ny Komandy vondron-tobim-paritra Antsohihy ao aminβny kaominina Anahidrano – Ankerika – Anjiamangirina – Ambalafaminty sy ny manodidina azyβ ho fampandriana fahalemana. Atao hazalambo ireo dahalo mpampihorohoro sy nandrava omby an-jatony tao Andavaboay kaominina Ambalafaminty.
Β Β Omby 46 no efa tafaverina aminβny tompony hatretoβ dahalo iray maty voatifitra teo akaiky tanΓ na Betomendry izay malaza ratsy aminβny halatrβomby ao aminβny kaominina Anahidrano. Jean Robert dit LEMAINTY avy ao Marosampanana kaominina Ampandriakilandyβ iray tarika aminβi Freddy sy Francklin zanaky Jarisone ity tovolahy maty voatifitra ityβ raha ny fanazavana.