πππππππππ : πππππππ ππ-πΓππππ ππ π πππππππππ ππ π πππππππππ ππ π πππππππππππ ππ π πππππππππ πππππππππ ππ πππ
Β Β Hatreto dia voafehy tsara ny filaminana aminβny fanadinana Bakalorea eto Antsohihyβ hoy ny Lehiben’ny Prefektiora Antsohihy androany 22 Jolay 2024.
Β Β Miisa 24 ny efitrano nandraisana mpianatra hanala fanadinana ao aminβny foibem-panadinana CEG Haute-villeβ Efitrano 20 hoanβny βenseignement gΓ©nΓ©raleβ izay ahitana mpiadina 765β 04 kosa efitrano hoanβny βenseignement techniqueβ izay ahitana mpiadina 150β hoy ny fanazavana.
Β Β Mizotra ao anaty filaminana ny fanadinana aminβny ankapobeny eto Antsohihy hatretoβ rakotra mpiatandro filaminana ny manodidina ny efitrano hanatanterahana izany fa arahintsika eto ny mety ho tohiny.