ππππππππππππ : ππππππππππ π ππππππ ππππ πππππππ ππππ ππ π ππππππππππβππ ππππ ππ ππππ
Β Β Handraisana fepetra avy hatrany ireo mikorontana sy mandoro kodiarana. Toy izany koa, ireo mpandrangitra sy mpamporisika olona hikorontana ato amin’ny tambazotran-tseraseraβ io raha fintinina ny fanambarΓ n’ny Prefen’Antananarivo, omaly 08 Novambra 2024.
Β Β Nanome baiko ny mpitandro filaminana izy mba handray fepetra avy hatrany raha mahita tranga toy izanyβ satria manan-jΓ² hivezivezy an-kalalahana sy hody isan-kariva am-pilaminana ny vahoaka, hoy izy.
Β Β Fanapahan-kevitra noraisina taorian’ny fivorian’ny Organe mixte de conception (OMC) izanyβ mba hisiany filaminana eto Antananarivo renivohitry Madagasikara.
Β Β Tsiahivinaβ toerana maromaro no efa nahitana hetsikaβ fandorana kodiaranaβ ny fahatapahan-jiro sy rano eto an-drenivohitra no voalaza ho antonβizany.