πππππππππ : πππππππ ππππππππππππ ππ π πππππππππ ππππ
Β Β Ankizy kely 12 taona no zandry indrindra ary 38 taona ambony taona indrindra aminβireo olona manala fanadinana BEPC ao aminβny CISCO Analalava. Miisa 1547 ireo mpiadina voasoratra anarana, 64 tsy tonga niatrika fanadinana noho ny antony tsy fantatra.
Β Β Mizotra am-pilaminana ny fanadinanaβ any an-toerana rahateo manaramaso izany ny Lehiben’ny faripiadidiam-pampianarana Analalava sady nirary soa ireo mpianatra.