πππππππππ : ππππ ππππππ-ππππππ πππππ π ππππππππβ πππππππ-ππππ ππ πππππππ ππππ ππ πππππ ππππ πππππ ππππβππ ππππ
Β Β Nitondra taratasy misy soratra lava be izy ireo mba hilazana fa nisy nitory ity raim-pianakaviana ity ka tonga haka izy ireo mba hatao famotorana ny harivanβny 31 Jolay hifoha 01 Aogositra 2024 teo.
Β Β Natoky azy ireo ny βQuartier mobileβ izay nandalovany rehefa nahita taratasy sy fanamiana nataony ka nohentinβizy ireo ity raim-pianakaviana ity ary notifiriny mba ho faty tsy lavitra ny tanΓ na Andavaravina kaominina Analalava Distrika Analalava.
Β Β Raha ny angom-baovao dia misy ifandraisany aminβny hetsika fampandrian-tany nataonβny Zandary ka nahafatesany ireo dahalo mpampihorohoro vahoaka taminβiny Distrika Analalava iny ity tranga ity. Heverina ho valifaty aminβny fitoriana sy fandrasaina andraikitra nataonβny Zandary.