a
FandraisanaVaovaom-paritraπ€πŒππ€ππ‰π€ : πŽπ‹πŽππ€ 𝟎𝟐 πŒπ€π“π˜ π•πŽπŠπ€π“π‘π˜ 𝐍𝐘 π‹πŽπ™π€πŒ-ππˆπ…π€πŒπŽπˆπ•πŽπˆπ™π€ππ€

π€πŒππ€ππ‰π€ : πŽπ‹πŽππ€ 𝟎𝟐 πŒπ€π“π˜ π•πŽπŠπ€π“π‘π˜ 𝐍𝐘 π‹πŽπ™π€πŒ-ππˆπ…π€πŒπŽπˆπ•πŽπˆπ™π€ππ€

π€πŒππ€ππ‰π€ : πŽπ‹πŽππ€ 𝟎𝟐 πŒπ€π“π˜ π•πŽπŠπ€π“π‘π˜ 𝐍𝐘 π‹πŽπ™π€πŒ-ππˆπ…π€πŒπŽπˆπ•πŽπˆπ™π€ππ€

Β  Β Voalaza ho nanao taingimbeβ€š olona miisa 03 niaraka moto iray tao Antranokarany Ambanja androany 09 Novambra 2024β€š ka nifandona mafy tamin’ity fiara 4Γ—4 ity.

Β  Β 02 tamin’ireo niaraka moto no maty tsy tra-drano fa mbola manaraka fitsaboana ny 01. Potika tsy nisy azo noraisina ny lohan’ny fiara sy ilay moto.

Β  Β Manaitra ny mpampiasa lalana hatranyβ€š mba hitandrina sy hanara-dalΓ na mifehy ny fifamoivoizanaβ€š ho fisorohana ny loza amoizana ain’olona tahaka izao.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment