ππ π πππ ππππβππ ππππππππ πππππ : βππππππ ππβ ππ βπΓππππππΓππ ππβ πππ
Β Β Nahitana firehetana teny aminβny manodidina ny Aeroport international IVATO (cΓ΄tΓ© piste ) omaly 19 Novambra 2024.
Β Β Tsy voafehy ny afo ka nihitatraβ nandoro sy namotika fananana goavana toy ny fiaramanidina sy angidimby. Voalaza araka ny fampitam-baovaoβ Miisa 05 ireo avions nirehitra, anβny Tafika Malagasy ny 04 (immatriculΓ©s 5R-MOB, 5R-MTL, 5R-MKS, 01 non identifiΓ©) ary ny iray hafa anβny βcompagnie TOA immatriculΓ© 5R-MCYβ.
Β Β May sy potika tanteraka ihany koa ny βhΓ©licoptΓ¨re 01 immatriculΓ© 5R-BL6β.
Β Β Mamotika sy mandrava fananana tokoa ny afoβ ka tokony ho tandremana ny fampiasana azy.