a
FandraisanaVaovaom-paritra๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ง๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—ญ๐—”๐—ž๐—” : ๐—๐—œ๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—›๐—ฌ ๐—ก๐—ข๐——๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฉ๐—˜๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—”, ๐—ก๐—ฌ ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ฌ ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—˜๐—ง๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ฌ

๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ง๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—ญ๐—”๐—ž๐—” : ๐—๐—œ๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—›๐—ฌ ๐—ก๐—ข๐——๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฉ๐—˜๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—”, ๐—ก๐—ฌ ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ฌ ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—˜๐—ง๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ฌ

Jiolahy miisa telo no nifanehitra tamin’ny andrimasom-pokonolona ny alin’ny talata hifoha alarobia tamin’ny 9 ora alina tao amin’ny Fkt begavo Mangalaza Cr Feramanga avaratra.

Nikasa hanao vaky vala (halatra omby anaty vala) izy ireo raha ny fitantaran’ny andrimasom-pokonolona.
ย Nisy ny fifanjevoana teo amin’ny roa tonta ka tratra niaraka tamin fitaovampiadiana (basy) ny roa, ny iray kosa tafaporitsaka
ย Ny roa nodoran’ny fokonolona : ny iray maty kilan’ny afo, ny iray hafa na dia nodorana aza dia tsy nety may ary nentin’ny zandary.
______________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment