ππππππ πππππππππ ππππππ ππππππ : ππππππ βππππΓππ ππ πππππππππΓππ π πππΓπππ ππππ πππππππβ – ππππ πππππ ππππ ππ πππ ππ-ππππππ
Β Β Niarahaba zanany vavy izay afa-panadinana sady nahazo ny Β«diplΓ΄me de BACCALAURΓAT FRANΓAIS AVEC MENTIONΒ» ny Minisitry ny ati-tany teo aloha Tokely Justinβ raha samy niarahaba zanany afa-panadinana CEPE kosa ny ankamaroanβny Malagasy maro ato aminβny tambazotran-tserasera.
Β Β βIzay adala no toa an-dRainyββ hoy izy namarana ny fanambarana nataony momba ity zanany ity.
Β Β Miarahaba sy mirary soa hoanβireo ankizy Malagasy izay afa-panadinana na any ivelany na eto an-Tanindrazana fa nivoaka ho mpandresy ao anatinβizao fetim-pirenena izaoβ mankahery ireo tsy afaka ihany koa.