πππ π πππππππππππππππππ : ππππ ππππ ππππππ ππ ππππππππππππππ ππ ππππβππ ππππππππππππππππππππ
Β Β Manao trano ao kaominin’Ampanefyβ ary mbola tonga nanatitra akora tany izy ny talata maraina ny 22 Oktobra 2024 teo. Tsy naharenesam-baovao intsony izy taorianβizayβ raha tsy efa vatana mangatsikaβ tsy nisy aina, tsy nisy akanjo fa mifono lamba fotsy sisa nakarina avy tao an-davadranoβ nifatotra tady ny tanany no hitanβny fianakaviana ny Alakamisy 24 Oktobra 2024 teo.
Β Β Mpitantsoratra ao amin’ny Antenimierandoholona Anosy ity maty nisy namono taminβny fomba feno habibiana ity tao amin’ny kaominin’Ampanefy Atsimondrano ity.
Β Β Nanokatra fanadihadiana ny mpitandro filaminana. Mankahery ny fianakaviana manontolo.