πππππ πππππππ : πππππππππ-πππππ πππππππ πππ ππππππππππππ
Β Β Nampahafantatra ny zanany lahy fa nodimandry androany 04 juillet 2024β itompokolahy TSILA Georges, βInspecteur de l’enseignement retraitΓ©β sady βDirecteur CollΓ¨ge lycΓ©e privΓ© FANILOβ Antsohihyβ rehefa nialana nenina tao amin’ny polyclinique d’Ilafy.
Β Β Raha tsy misy fiovana dia hiala any Antananarivo ny Razana rahampitso zoma 05 Jona 2024β ary hoentina Antsohihyβ mialoha ny hitondrana azy aminβny fasan-drazany Anjiamangirina I.
Mankahery sy mirary fiononana feno hoanβny fianakaviana.