ππππππ-ππβ πππππ πππ – ππππππβππ ππππππ – πππ πππππππ : ππππππ π πππππππ ππππππππ ππππππππ ππ ππππππππππ
Β Β Kandida solombavambahoaka nibata fandresena vonjimaika tao aminβny Distrikanβi Befandrina Avaratraβ anisany nahazo fanasanaβ niatrika ny lanonana fanamarihana ny fetim-pirenena tao Mahamasina androany 26 Jona 2024.
Β Β Raha tsy misy fiovana dia rahampitso 27 Jona 2024 aminβny 10 ora maraina no hamoaka valim-pifidianana ofisialy ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana na ny HCC.