ππππππ’πππππππππππ ππ βπ ππππ πππππππβ πππππππππ : πππππππππ-πππππ πππππππ
Β Β Narary tao am-ponja izyβ ka voatery nohentina namonjy toeram-pitsaboana tokony ho mitatao vovonana teoβ androany 11 Novambra 2024.
Β Β Tafakatra hatraminβny 41Β°C ny maripananyβ Tsy nahatsiaro tenaβ ary namoy ny ainy antsasakadiny nahatongavany tao aminβny hopitaly be Antsohihy.
Β Β Tompon’andraikitra niasa naharitra tao aminβny βFirst Γnergieβ Bekitrobaka Antsohihy (Chef de section)β anisanβireo 11 voasaringotra aminβny raharaha fangalarana solika (gasoil) ka nahiditra am-ponja vonjimaika ny alatsinaina 04 Novambra 2024 teo izy. Raha ny angom-baovao voaray dia Miisa 13 ireo voarohirohy taminβny raharaha halatra sy fanampohana rano solika tao aminβny First Energieβ 11 nahiditra am-ponja vonjimaika fa eo ambany fanaraha-masonβny fitsarana ny 02.