πππππβπππ ππππ πππππππππ : ππππππ ππππβππ πππ π ππππππππβππ ππππ π ππππππ πππππβ ππππ ππππππ π πππππππππππ
Β Β Tanterahina mandritra 03 andro eto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia ny dinika sy fakan-kevitra momba ny tsy fahampianβny rano fisotro madioβ fidiovana sy fanadiovana ato aminβny faritra Sofiaβ iarahana aminβny Tetik’asa βRANO MAHARITRAβ.
Β Β Ny Talem-paritry ny Rano fidiovana sy fanadiovana Sofia no nitady famatsiam-bola ahafahana mamaha ireo olΓ nβny tsy fahampianβny rano ato aminβny faritra ka nahatongavanβity tetik’asa ity hiasa mandritra ny 05 taona ato aminβny faritra raha mahazo fankatoavana.
Β Β Fakan-kevitra sy dinika aminβireo Distrika sy olΓ na misy ao no natao teto niaraka taminβny Sekretera Jeneralin’ny Faritra Sofia sy ireo tompon’andraikitra maro. Anisany voaresaka nandritra ny atrik’asa ny mahakasika ny tsy fahampianβny rano ao aminβny Distrikanβi Mandritsara izay efa ela nampitaraina vahoaka any an-toerana.