ππππππππ : ππππ ππππππ ππ πππππβππππ ππππππ (π ππ) ππ π-ππππ ππππππππππβππ π πππππππππ πππ ππππβππ πππππππππ πππππ ππππππππ
Β Β Namita hiraka mba hisambotra olona nisy nitory, tao amin’ny kaominin’Amboronabo distrikan’i Sakaraha ireto Polisy avy aminβny FIP Toliara efa-dahy ireto.
Β Β Vao lasa anefa izy ireo dia niantso vahoaka amin’ny tanΓ na hafa ireo teo an-tanΓ naβ nolazain’izy ireo fa, nisy dahalo nanafika azy sady nisy olona nalain’izy ireo an-keriny ka nirohitra ny fokonolona nanakana ireo Polisy.
Β Β Raikitra ny fifampitifiranaβ sivily 02 maty voatifitra (mpitari-dalana ireo Polisy iray ary avy aminβny fokonolona iray hafa).
Β Β Nosamborinβny fokonolona ireo Polisy 04 ary nogadrainy. Nidina ifotony ny mpitandro filaminana mitambatra (Polisy – Miaramila – Zandary) mba hanavotra ireo namany.
Β Β Efa votsotra teo ampelatanany fokonolona izy ireo raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana hatreto fa naratra mafyβ vaky loha avokoa izy efa-dahy.