ππππππ πππππππ – πππππππ ππ ππππβππ ππππ πππππππππππ
Β Β Mpampivelona na Rasazy miasa ao aminβny hopitaly be Antsohihy ( CHRR Antsohihyβ Service MaternitΓ© ) i TSARALAZARISOA Annie Larissa na Rasazy Larissa ahafantarany maro azy. Miavaka izy noho ny fahaizany mandray ireo marary sy vehivavy marefo mifanerasera aminyβ izy rahateo Tovovavy tsotraβ tsara tarehy no tsara bikaβ ary madioβ hany ka βPrincesseβ no fiantsoanβireo mpiaramiasa aminy azy sady misangisangy.
Β Β Ankoatrany asa dia ny fanaovana fanatanjahan-tenaβ fitaizana vatana ary fandehanana mitsangatsangana no fialamboliny.
Β Β Mitsingerina androany 25 Jona 2024 ny taona nahaterahanyβ koa mitondra teny fiarabana sy firarian-tsoa ho azy sy ny ankohonany isika.