ππππππππ : πππππ-πππππππππππππ ππππ πππ πππ πππππ ππ π ππππππππππ ππβππππππππππππ
Β Β Rehefa tsy nahita rirany aminβny firotsahan-kofidiany ho Benβny tanΓ na Antananarivo renivohitra i Marc Ravalomanana dia nandefa zanany ho kandida Ben’ny TanΓ na.
Β Β Voahatitra androany 26 Septambra 2024 ny antotan-taratasy firotsahan-kofidianβi TOJO Ravalomanana aminβny anarany antoko politika TIM. Somary nafenim-penina moa ity kandida ity noho ny antony tsy fantatra ?
Β Β Mandeha ny resaka an-tambazotran-tserasera sy eny anivon’ny fiarahamonina fa ataon-dRavalo lova tsy mifindra ny fitantanana ny tanΓ na Antananarivoβ efa teo izy sy ny vadiny ary izao zananyβ… Tsy manana olona atokisana ve ny antoko sa inona no mety hevitra ambadika ?