a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaπŒππ€ππ€πŠπ€ππ“πŽ 𝐃𝐀𝐇 πŒπ€πŒπ€ : π“π’π˜ π„πŠπ„ππ˜ π•π€πƒπˆππ˜ 𝐀𝐍𝐃𝐄𝐇𝐀 πˆπ‘π„π‘π˜ π€ππ˜ ππŽπ’π˜ 𝐁𝐄

πŒππ€ππ€πŠπ€ππ“πŽ 𝐃𝐀𝐇 πŒπ€πŒπ€ : π“π’π˜ π„πŠπ„ππ˜ π•π€πƒπˆππ˜ 𝐀𝐍𝐃𝐄𝐇𝐀 πˆπ‘π„π‘π˜ π€ππ˜ ππŽπ’π˜ 𝐁𝐄

πŒππ€ππ€πŠπ€ππ“πŽ 𝐃𝐀𝐇 πŒπ€πŒπ€ : π“π’π˜ π„πŠπ„ππ˜ π•π€πƒπˆππ˜ 𝐀𝐍𝐃𝐄𝐇𝐀 πˆπ‘π„π‘π˜ π€ππ˜ ππŽπ’π˜ 𝐁𝐄

Β  Β Nanontany teny sady toa lany hevitra i Dah’Mama Tompon’la klΓ© amin’izao fotoam-pialan-tsasatra izao.

Β  Β Maro ireo lehilahy tsy mamela ny vadiny andeha irery any Nosy Be amin’izao vacances izao Ny Antony tsy haiko hatreto… hoy izy sady namoaka ity sariny tsy nahazo alalana andeha hamonjy FESTIVAL SOMARΓ”HO izao.

Β  Β Festival manana ny lazany eto Madagasikara tokoa ny SOMARΓ”HO ka maro ireo avy amin’ny lafivalon’ny Nosy tonga mamonjy sy maniry hamonjy izany any Nosy-Be. Ny sasany tsy afaka noho ny tsy fahampian’ny vola am-pelatananyβ€š ny sasany noho ny hasarotam-piaroβ€š ny sasany noho ny tsy fahasalamanaβ€š ny sasany noho ny fifanindrian’ny fotoana…

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment