๐๐๐๐ & ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ : ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
ย ย Ramatoa kely #๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ no nibata fandresena ary nisalotra ny anaram-boninahitra ๐ ๐๐ฆ๐ฆ ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฐโ raha Andriamatoa #๐ฉ๐๐๐๐จ๐๐๐ kosa ๐ ๐๐ฆ๐ง๐๐ฅ ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฐ ary i #๐ฌ๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ก๐ ๐ ๐๐ฆ๐ฆ ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฐ.
ย ย Ireo no hisolotena ny Distrikanโi Mandritsara handray anjara aminโny fifaninana โMiss & Mister Sofia 2024โ izay karakarainโny Miss et Mister รle de Madagascar .
ย ย Namafisiny mpikarakara fa afaka mandray anjara aminโny fifaninana rezionaly izay hatao any Antsohihy io ihany koa ireo 1รจre Dauphine/Dauphin sy 2รจme Dauphine/Dauphin araka ny hitantsika eto aminโny sary. Famporisihana ny tanoraโ hanamafy ny fahatokisan-tena ary fanehoana ny hatsarana mampiavaka azy ao anaty filatroana no anisany antony hetsika sady fialamboly.