ππππ & ππππππ πππ ππ : ππππππ πππππππ ππ π ππ πππππππ
Β Β Toy izao ny vokatra taminβireo adina am-bava natao taminβireo mpifanina 34 manerana ny Distrika 07 mandrafitra ny faritra Sofia.
Β Β Rahampitso tolakandro ny 03 Aogositra 2024 no hanomboka ny fifaninana farany na βπππ‘πππ π ππ¦π¦ & π ππ¦π§ππ₯ π¦π’πππβ izay hatao ao aminβny Terrain Bruce Antsohihy.
Β Β Natao 5 000Ar ny fidirana ahafanβny rehetra manohana ny ekipany. Efa misy fivarotana tapakila fidirana ( billet dβentre ) eo aminβny Rond Point Antsohihy nanomboka omaly.
Ho tonga hanafana ny lanonana ity ny mpanakanto Seysey .