πππππππππ : πππππβππ π ππππππππ π ππππ πππππ ππππππππππ ππππ πππππππππππ πππππβππ π ππππππππ ππππππππ π πππΓπππ πππ ππππππππππππ
Β Β Ketraka ny fianakaviana raha nandre ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana ambaratonga voalohany ao Mampikonyβ momba ny raharaha famonoana mpitandrina misotro ronono FranΓ§ois VIVIERβ izay maty taminβny fomba feno habibiana tao Andranomadio ny volana Aogositra 2024 teo.
Β Β Olona 02 no voatondro sy notorina taminβiny raharaha iny. Olona voalaza fa niloa-bava mialoha ny tranga inyβ hamono azy noho ny ady tany misy any an-toerana. Niakatra fitsarana omaly 05 Septambra 2024 izy roalahy ireo ka nahazo fahafahana vonjimaikaβ raha ny fanazavana.
Β Β Tsy afa-po araka izany ny fianakavianaβ izay nilaza hanao fanohanana aminβny tompon’andraikitra mahefa momba izany mba ho hisy vidiny ny rΓ izay nalatsaka noho ny lonilony misy ao an-tanΓ naβ arahintsika eto ny mety ho tohiny sy fanapahan-kevitra ho raisinβny fitsarana momba ity raharaha izay be mpanaraka ity.