πππππππππ : πππππ πππππππ ππππβππ π ππππππππππ ππ πππΓππ
Β Β Miova endrika ny tanΓ na hatraminβny fotoana nahatongavanβAndriamatoa Pierrot Ramasy – Lehiben’ny Distrika vaovao. Fotodrafitr’asa tsy nisy niraharaha sy nikarakara an-taonany maro no vita tsara sy navaozina ankehitriny ka manome endrika tsara hoanβny tanΓ na Mampikony ny βBloc Administratifβ.
Β Β Azo antenaina ny fandrosoanβny tanΓ na raha mijanona ela ao ity tompon’andraikitra ambony ity.