ππππππππππππ : πππππ πππππ ππππ ππππ πππ πππ πππππππ – πππ πππππππππππππ
Β Β Efa tonga ao Toamasina sy any Toliara ireo vary nafarana avy any Pakistanβ hamatsiana ny vahoaka Malagasy. Efa azo jifaina eny an-tsena aminβny vidiny 145 000Ar ny iray gony ary 2 900Ar ny iray kilao miala any aminβny mpamongadyβ raha ny angom-baovao voaray.
Β Β Ankoatranβio dia ho tonga eto Madagasikara afaka iray volana ihany koa ireo vary nafarana avy any Inde.
Β Β Foto-tsakafonβny vahoaka Malagasy izay monina aminβny taniny ny varyβ kanefa izao izy afarana avy any ivelany izao.