ππππππππππ πππππ : πππππππππ ππππππππ πππππππππ πππππππππ πππππππππ πππ ππππππππππππ
Β Β LietnΓ Ginna no vehivavy miaramila mpanamory angidimby (hΓ©licoptΓ¨re) eto Madagasikaraβ faharoa kosa izy raha miaramila vehivavy mpanamory fa i LietnΓ Malalatiana mpanamory Fiaramanidina na Avion Cessna no nisantatra izany teto.
Β Β Nisidina voalohany (Antananarivo – Morondava – Antananarivo) izy omaly sy androany ary tonga soamantsara.
Β Β Betsaka ny fiofanana omena ireo miaramila eo anivonβny Tafika Malagasy izay tsy hifidianana saranga na vehivavy na lehilahy. Tsy misy ny mafy tsy laitranβny zoto koa mamporisika ny tanora hanaraka lalam-piofanana araka ny faniriany.