ππππ ππππππππππ ππ πππππππππ ππ : ππππ ππππ ππππ ππππ π ππππππ πππ ππππ π πππππ
Β Β Anisanβireo solombavambahoaka poerapoera sady mpampihorohoro mpiasam-panjakana ao Mahajanga II ingahy Leon Rasalama. Nisongadina ary hitam-bahoaka ny fifanolanana nisy teo aminy sy ny Lehiben’ny Distrika taloha izay voatery nafindra toerana mialoha ny fifidianana Solombavambahoaka iny.
Β Β Nivoaka androany 27 Jona 2024 ny valim-pifidianana ofisialy navoakanβny HCC fa Andriamatoa Orlando Ramananarivo no solombavambahoakanβi Madagasikara voafidy ao aminβny Distrika Mahajanga II.
Β Β Tsy tafavoaka araka izany ingahy Leon Rasalamaβ izay efa nomenβireo mponina solonβanarana hafahafa. Nambaranβizy ireo fa samy lany ireo kandida roa ireo fa i Orlando lanim-bahoaka no ara-dalΓ na fa i Leon kosa lany vola sy lany fotoana taminβiny fampielezan-kevitra sy fifidianana iny.